Entrée | 1 tsy hita avanavana |
Mots élémentaires | 2 tsy hita, 3 avanavana |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1] |
Explications en anglais |
6 used of something that is unique. [1.2] |
Explications en français |
7 innombrable [1.3, 1.5] 8 complètement invisible, incompréhensible [1.3] |
Exemples |
9 tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika
[2.296]
10 Noho izany, na dia madiva haraina aza ny andro, ka efa mifamalivaly eny amin' ny lohasaha eny ny sahobakaka mbamin' ny sahona, dia toa tsy|hita avanavana mbola tsy|hita avanavana akory izay Ankeritsa. [2.357#68] 11 fa eo ilay hery anankiray ao amin' ny isam-batan' olona mety hampiova tsy hita avanavana ny nentina hatrany an-kibon-dreny sy ny toe-javatra rehetra mihitsy [2.296#114] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |